[Taxacom] Greetings
Sylvain Razafimandimbison
sylvain at bergianska.se
Thu Jun 12 03:13:56 CDT 2014
2014
Salut Heritiana,
Ao amin'ny network TAXACOM no tsara handefasana message satria r?seau
boan'ny taxonomist rehetra io. Ity ny email:
taxacom at mailman.nhm.ku.edu. Zaho tsy membre de bureau ao amin'i
AETFAT; sady tsy mi existe koa ilay bureau AETFAT fa izay firenena
mandray ny congr?s manaraka no mamorona ny ekipany. Ilay president
AETFAT dia saritsariny fotsiny fa tsy misy zavatra ataony na kely aza.
Ny tr?sorier no misy, nefa tsy misy vola tatanana akory ao.
Sarotra ihany ny ahitana olona handefa materiels na asaina manao
collecte, raha tsy mi-proposer collaboration amindreo ialahy. Izahay
aza nisy fotoana nividy silia mat tamin'olona. 30 USD par collection
(1 sp?cimen) + silica. Inona avy kay ny taxa mbola ilaina any Afrika?
Mirary soa,
Sylvain
--------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Sylvain Razafimandimbison, Ph.D,
Docent/HDR
Bergius Foundation, The Royal Swedish Academy of Sciences, 10504
Stockholm, Sweden
--------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Mailing address:
Department of Ecology, Environment and Plant Sciences, Bergius
Foundation,
Stockholm University,
Lilla Frescati
106 91 Stockholm
Sweden
On 11 jun 2014, at 23.59, Heritiana Ranarivelo wrote:
> Bonjour Sylvain,
>
> Hono ho'a Sylvain, nareo moa efa nanao collect tany Afrika e? mba
> misy olona suggerenao ve mety azo iresahana afaka mandefa na maka
> echantillons anaty silica gel miasa any tropical Africa na hoe
> manana projet any? arak'ireny hitanao ireny moa dia tena manahirana
> tokoa ny mameno ireo banga avy ao Afrika ao.
> Ary Sylvain moa membre de bureau an'ny AETFAT, sao dia misy moyen
> ahafahana manao annonce a large diffusion amin'ny website na
> ohatran'izany?
> Sinon tsy misy n'inon'inona fa ny omaly tsy miova ihany ato amin'ny
> UMSL ato.
> Misaotra indrindra dia mazotoa e.
>
> Heritiana
>
>
> Le Vendredi 31 janvier 2014 22h21, "sylvain at bergianska.se" <sylvain at bergianska.se
> > a ?crit :
>
>
> Bonjour Heritiana,
>
> Nahafinaritra tokoa ny fihaonana tany niaraka tamin'ny Gasy maro.
> Tahaka
> ny vakansy izany nefa be be ihany ny asa natao, ho anay izay tsy
> maintsy
> ni-anim?s sessions. Iny koa angamba ny occasion voalohany tena
> nahafahantsika nanao ?changes. AZA MISALASALA MI-CONTACTER AHY RAHA
> MISY
> FANAMPIANA ILAIN'IALAHY AHY.
> Mazotoa letsy e.
> Sylvain
>
>
> > Hello Sylvain,
> > Nafinaritra nihaona vetivety tany Stellenbosch ary mino fa efa
> tafaverina
> > any Sweden angamba ianao izao. Mifanoratra eo ihany e.
> > Mazotoa indray,
> > Heritiana
>
>
>
>
More information about the Taxacom
mailing list